Toerana namboariko manokana ho antsika malagasy izy ity


Misy fizarana aminareo ny zavatra hitako tetsy sy teroa.
Nasiako toerana fiadiana hevitra ihany koa.
Misy ny hafatry Masina Maria tamin'izy niseho teto Madagasikara.
Ary misy feon-kira samihafa ihany koa.

Mazotoa ary

Madagasikara hita avy eny ambony


  • Toetr'andro (Sat24)

    Sary samihafa nalaiko tetsy sy teroa


  • Faritra Atsimo Andrefana (20/10/2023)
  • Fandalovana tany amin'ny tapany atsinanan'ny Etazonia (18/03/2023)
  • Berlin : 33 taona taorian'ny firaisan'ny Alemanina indray (01/11/2022)
  • Sardaigne : nosy italianina (21/08/2022)
  • Isalo tamin'ny fotoanan'ny covid-19 (25/01/2022)
  • Croatie tamin'ny fotoanan'ny covid-19 (21/07/2021)
  • Toerana vitsivitsy mampalaza an'i Irland (20/07/2019)
  • Irland : sakafo sy zava-pisotro samihafa (17/07/2019)
  • Australia : Sydney (24/05/2018)
  • Australia : Northern Territory (20/05/2018)
  • Australia : South Australia (13/05/2018)
  • Tany efitra any Australia (08/05/2018)
  • Ny manodidina an'i Diego Suarez (06/10/2016)
  • Tanàna amin'ny tapany andrefan'ny USA (19/04/2016)
  • Karazana lakan-drano sy zava-boary any USA (16/04/2016)
  • Tany hafahafa any USA (13/04/2016)
  • Beach soccer world cup - Portugal 2015 (10/07/2015)
  • Bali : ny sakafo sy ny manodidina azy (27/05/2014)
  • Fiaimpiainan'ny olona any Bali - Indonesia (21/05/2014)
  • Fomba fiainan'ny olona any Japon (08/05/2013)
  • Zavatra mahavariana any Japon (01/05/2013)
  • Perú : tanànan'ny incas taloha (03/11/2012)
  • Fort Dauphin sy ny manodidina azy (17/04/2012)
  • Bourgogne : faritra any atsimo atsinanan'i Parisy (07/08/2011)
  • Madeira : nosy kely any andrefan'i Maroka (18/03/2011)
  • Baobab eny amin'ny faritry Menabe (25/08/2010)
  • Toerana fiarovana ny zava-boary : Kirindy (25/08/2010)
  • Tsingin'i Bemaraha (24/08/2010)
  • Rajasthan - India (13/04/2010)
  • Masinina Fianarantsoa - Manakara (19/09/2009)
  • Lisboa (10/08/2009)
  • Mexico (24/02/2009)
  • Andalozia - Espanina (11/11/2008)
  • Zavatra samihafa any Madrid (27/08/2008)
  • Toerana any amin'ny tapany andrefan'ny Frantsa : Bretagne (21/08/2008)
  • Jobily faha-150 taona tao Lourdes (02/05/2008)
  • Endrik'ireo trano samihafa any Thailand (26/03/2008)
  • Ireo karazana toerana fivarotana any Thailand (20/03/2008)
  • Porquerolles : nosy kely fitsangatsanganana (12/10/2007)
  • Zava-boary ao Nosy Be (29/06/2007)
  • Nosy Be : zavatra manan-tantara samihafa (27/06/2007)
  • Justin Vali sy Mavana tao Saint Cloud (08/06/2007)
  • Toscana : Faritra iray any Italia (21/12/2006)
  • Erick Manana tao Massy (06/10/2006)
  • Fetifety isarihana ny olona hividy (17/09/2006)
  • Fifamoivoizan'ny bisikileta any Belzika (05/08/2006)
  • Crète : nosy grika (01/07/2006)
  • Toerana fitsangatsanganana any andrefan'i Bordeaux (27/05/2006)
  • Lycée Michel Montaigne - Bordeaux (26/05/2006)
  • Chateaux manamorona an'i Loire (25/05/2006)
  • Deauville sy Trouville (7/05/2006)
  • Eny amoron-dranomasin'i Zuydcote (17/04/2006)
  • Fitokanana tao Jerosalema (20/02/2006)
  • Bessa sy Lola tao Chevreuse (11/02/2006)
  • Algarve - Portugal (30/12/2005)
  • Rugby : lalao famaranana CAN 2005 (26/11/2005)
  • Laboratoire aérodynamique Eiffel (06/09/2005)
  • Venise sy ny manodidina azy (27/08/2005)
  • Cabourg (14/08/2005)
  • Val d'Europe (13/08/2005)
  • Chantilly (07/08/2005)
  • Chartres (31/07/2005)
  • Ireo sekoly nianarako fahiny (07/07/2005)
  • Fianarantsoa toerana naha-lehibe (07/07/2005)
  • Antsirabe vao maraina (07/07/2005)
  • Andravoahangy parizianina (23/04/2005)
  • Ny paka sy ny atody (27/03/2005)
  • Oram-panala efa ho herinandro izay (04/03/2005)
  • Mahaleo tao Nanterre (26/02/2005)
  • Parisy tamin'ny andro voalohan'ny taona 2005 (01/01/2005)

  • Ato indray ny toerana fiadiana hevitra


    Varavarana fidirana

    Hafatry Masina Maria ho an'i vahoaka malagasy


    Niseho teto Madagasikara i Masina Maria tamin'ny faran'ny taon-jato lasa teo iny. Nilaza tamintsika izy hoe tsy tsara raha diso tafahoatra ireto zavatra tanisaina manaraka ireto :

  • ny fitiavan-tena
  • ny fitiavam-bola
  • ny fitiavan-boninahitra
  • ny fahafinaretan'ny nofo

    Ireto avy ireo tenin'ny soratra masina nasainy ho vakiana sy ho dinihina


    Misy rohy mivantana any amin'ny baiboly.katolika.org izy ireo.

  • II Timote 3,(1-17)
  • Jakoba 2,(5-9)
  • Jakoba 3,(13-18)
  • Romanina 1,(28-32)
  • Asa 5,(1-11)
  • I Joany 2,(15-17)
  • Romanina 3,(10-18)
  • Romanina 9,(19-23;30-33)
  • Efezianina 4,(1-16;25-32)
  • Romanina 12,(1-10)
  • Marka 10,(17-22)
  • II Timote 1,(8-14)
  • Jakoba 1,(5-15;21-27)
  • I Korintianina 13,(4-7)
  • Lioka 10,(25-37)
  • Galata 5,(16-26)
  • Tito 3,(9-11)
  • I Korintianina 12,(14-26)
  • Hebrio 13,(1-5)
  • Matio 5,(3-16)
  • Romanina 6,(12-23)
  • I Korintianina 1,(26-31)
  • Filipianina 3,(8-11)
  • Kolosianina 3,(5-17)
  • I Timote 2,(8-10)
  • II Korintianina 9,(8-15)
  • I Tesalonisianina 5,(14-22)
  • I Timote 6,(3-10;17-19)
  • I Korintianina 3,(6-8)
  • II Timote 2,(22-26)
  • Galata 6,(7-10)
  • II Timote 2,(10-17)


  • Ireto misy feon-kira malagasy namboariko ho anao


    Feon-kira MIDI izy ireo, noho izany dia afaka henoina amin'ny ankabeazan'ny fitaovana misy ankehitriny.
    Tsy dia mavesatra loatra izy ireo, noho izany dia aza misalasala ny maka azy ho anao.
    Raha sahirana ianao ny maka azy na ny mihaino azy dia manorata aty amiko fa ho azavaiko aminao ny fanaovana azy.
    Mieritreritra ny hametraka feon-kira eto matetitetika aho (arakaraka ny fotoana io), ka dia hotovonako miandalana ny lisitra. Manorata aty amiko raha toa ka tianao hilazako ianao isaky ny misy feon-kira vaovao.

  • Andriamanitra fitiavana
  • Anjara tandrify (nanamboatra : Andry)
  • Aza avela ahalala
  • Be ny ditra (nanamboatra : Andry)
  • Aza manadino ahy
  • Ry tanindrazanay malala ô!
  • Ny teninao
  • Masoko manganohano
  • Ampelatananao
  • 'Zaho anie ry Reny
  • Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay